|
manao ahoana o! mba te hafantatra aho hoe inona avy ny matière hianarana rehefa tafiditra ao @ enam filière inspecteur des impots , io mantsy no filière mba tiako , satria aho mahay finances publiques sy dt fiscal , nefa raha tafiditra soa aman-tsara après concours dia sao dia misy fianarana mathématique , izay tena tsy haiko mihitsy , raha mba misy afaka manampy ahy ; misoatra dieny mialoha , ary mbola misy koa ve ilay hoe formation militaire 1 mois
|