top
   
 
 
Accueil
Actualités
Mot du Directeur
Formation initiale
Formation continue
Documentation
Vie étudiante
Centre de Gestion Publique
Forum
Partenariat
Médiation institutionnelle
Association des anciens élèves
Portail de l'Etat
Webmail
Galleries photos
Contact
Accueil arrow Forum
Seraseran'ny ENAM
Bienvenue, Invité
Merci de vous identifier ou de vous inscrire.    Mot de passe perdu?
Re:Politique (1 lecteur(s)) (1) Invité(s)
Aller en bas Répondre Ajouté aux favoris : 0
SUJET: Re:Politique
#4
user ()
Personne n'est hors ligne Cliquez ici pour voir le profil de cet utilisateur
Politique Il y a 2 Années, 2 Mois Karma: 1  
Aiza ho aiza ny fitondram-panjakana izao amin'ny fanatanterahana ny MAP? ho tratra ihany ve ny tanjona?
 
  L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
#7
Re:Politique Il y a 1 Année, 11 Mois Karma: 0  
user écrit:
Aiza ho aiza ny fitondram-panjakana izao amin'ny fanatanterahana ny MAP? ho tratra ihany ve ny tanjona?

Salama ê! Mazava ny fanontaniana. Mazava ihany koa ny valiny: Ny mpitondra dia manana ny valinteny avy aminy satria izy no iantefan'ny resaka.
Ny hevitro no asehoko raha mety fa izaho anefa tsy tsy mpikambana anaty fitondrampanjakana fa olompirenena tsotra.
Approche top down no itondrany ny MAP ary tsy hoe ratsy avy hatrany izany paika sy tetika izany; ary mety hifanaraka amin'ny rafipisainana malagasy mihitsy aza.
Mijidina izany hoe vertical ny fiarahamonina malagasy koa miandrandra taridalana arak'izany ny mponina.

Toetsaina tena nolovantsika tamin'ireo razana ikambanana ihany koa anefa ny Manjakavahoaka, izany hoe tenimiera. Noho izany, ho tratra haingana kokoa ny tanjona raha ny Malagasy tsirairay sy ny fikambanana no mijoro ho tompon'ny MAP.
Ary maro tokoa ny fandraisana andraikitra efa ataon'ny Malagasy ka mety ifanaraka amin'ny toetsaina MAP.
Amiko izany, maika tokoa ny famantarana sy fanisana izany fandraisana andraikitra efa vita izany hifanomezan-kery.
Ho tahianJanahary isika jiaby
 
  L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
#8
user ()
Personne n'est hors ligne Cliquez ici pour voir le profil de cet utilisateur
Re:Politique Il y a 1 Année, 11 Mois Karma: 1  
Rehefa mijery Télé sy mihaino vaovao amin'ny Radiom-panjakana aloha, dia tena ohatran'ny manga ny lanitra é! ho tratra ny tanjona amin'ny MAP, fa rehefa mandeha tongotra eny Behoririka, Isotry, Anosibe, Andavamamba, Andravoahangy sy ny any ambanivohitra lavitra any sns... dia mampametra-panontaniana hoe, toa volabe mikararàna no lany amin'ny fanatanterahana ny MAP fa toa vao mika mikoroso ny fiainam-bahoaka. Kely ihany ny finoako raha izaho manokana. Kanefa moa toa hoe "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany" ny leitmotiv n'ny fitondrana! wait and see
 
  L'administrateur a désactivé l'accès public en écriture.
Revenir en haut Répondre
Développé par FireBoardObtenir les derniers messages directement sur votre PC

Accueil | Actualités | Mot du Directeur | Formation initiale | Formation continue |  

Copyright 2008 © ENAM - MADAGASCAR - Tous droits reservés - webmaster